· Avrily, 2009

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Avrily, 2009

Madagasikara: Manitsakitsaka ny fahafahana maneho hevitra ny governemanta tetezamita

  30 Avrily 2009

Mampidi-doza ny fahafahana maneho hevitra aty Madagasikara ny fanapahan-kevitra noraisin'ny governemantan'i Andry Rajoelina, filoha mpitarika ny Fitondrana Avon'ny Tetezamita. Ny voalohany amin'izany dia ny fisamborana mpanao fihetsiketsehana 3, ny malaza amin'ireny dia Razily, ilay tovolahy hita amin'ny sary mihetsika fa nitondra sainam-pirenena, talohan'ny nanipazana azy tao anaty fiara sy novonoin'ny...

Martinique: mankalaza an'i Aimé Césaire

  29 Avrily 2009

Il y a un an disparaissait le Nègre fondamental, laissant le pays et son peuple orphelins et livrés à leurs propres choix. Herintaona lasa izay no nandaozan'ilay “fototra mainty hoditra”, namela ny firenena sy ny vahoakany ho kamboty tsy satry. Izay no teny fampidirana nataon'ilay mpitoraka bilaogy martinike Imaniyé ho...