· Novambra, 2008

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Novambra, 2008

Karajia (Tchat) mivantana momba ny VIH/SIDA amin'ny 3 desambra

  30 Novambra 2008

Manomana karajia (Tchat) mivantana ho an'ny mpamaham-bolongana sy ny mpikatroka ny Rising Voices sy ny Global Voices amin'ny 3 Desambra 2008 ho avy izao (3 ota tolakandro ora ao Nairobi sy eto Madagasikara koa) ka ny lohahevitra amin'izany dia mikasika ny fomba ampiasana ny “media citoyen” na ny azon'ny olo-tsotra...