· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Mey, 2008

Manokatra fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana ny vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao ny vohikala YouTube

  23 Mey 2008

Nihatsotra ny fahazoana tombom-potoana hanapariahana ireo vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao : ny vohikala mpampariaka lahatsary eto amin'ny Aterineto YouTube dia nanokatra fantsona fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana azy ireny, ary nampitondrainy ny anarana hoe CitizenNews [vaovaon'ny olontsotra]. Ireo Vlogger [video+blogger mpiblaogy amin'ny alalan'ny lahatsary] dia afaka misoratra anarana ary mampariaka ho hitan'izao tontolo izao...

Zimbaboe : E-Sary hoan'ny Demôkrasia

  20 Mey 2008

Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ny hetsika voiziny eto anivon'ny Aterineto ka ampiasany E-Sary mikasika an'i Zimbaboe: Sokwanele will be releasing regular e-card designs in the days leading up to the run-off election, now scheduled for June 27. We’d like to ask everyone around the world to...

Palestina : Mamaham-bolongana ho an’i Palestina amin’ny 15 mey

  14 Mey 2008

Marihina amin’ny 15 mey 2008 ny fahaenimpolo taonan’ny Nakba na fahatsiarovana ny namindrana ny Palestianiana hiala an’Isiraely. Mazava loatra fa ho an’ny Isiraeliana izany dia midika ho fahaenimpolo taonan’ny fahaleovantenany. Ary ho an’ny mpamaham-bolongana kosa dia midika ho Andron’i Palestina ny 15 Mey.

Kiobà : Mampiasa solosaina ve ?

  08 Mey 2008

Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà : The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing them. They still cannot access the internet, and need special permission to get an e-mail account […] The goods are...

Guyana : Ny itiavako azy

  07 Mey 2008

Guyana-Gyal no mizara izay fomba fijeriny izay fomba ahafantarana fa tena fitiavana ? any Guyana : Mammy, you know what I think love is? It ain’t the giving of things. A fella can buy the most expensive things for a gyal. And then he gon buy for another one. And...

Egypta : Ady amin'ny Facebook

  07 Mey 2008

Zenobia no mitatitra ao amin'ny blaoginy Egyptian Chronicles mikasika ny ady amin'ny Facebook any Egypta : The Facebook now is the official enemy of state.The blogs are no longer the danger on the State but it is the Facebook. Last week most if not all the official publications in the...