· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Hafanàm-po nomerika tamin'ny Desambra, 2007

Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy

  19 Desambra 2007

Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [rsf.org | Reporters Without Borders] : « Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer vingt-quatre cafés Internet le 16 décembre 2007 à Téhéran. Par ailleurs, vingt-trois personnes, dont onze femmes, ont également été arrêtées...

Cap-Vert : Atsaharo ny fanendahana ! (tohiny)

  14 Desambra 2007

Ha fanampim-baovao mikasika ny raharaha fanendahana any Cap-Vert, ny mpiblaogy Pedrabika dia manolotra lisitra blaogy izay ahafahana manaraka ireo adihevitra efa nisy sady manasa ireo mpamaky mba hijoro vavolombelona sy hizara izay tantara nanjo azy, tsahivina fa mikasa ny hanao hetsika ry zareo ny Zoma 14 Desambra 2007 mba ho...

Borkina Fasô : Inona no fototry ny fitantanana tsy madio ?

  13 Desambra 2007

Ny blaogy Babilown dia mizara lahantsary ahitana mpitantana ONG iray any Oagadogo manazava ny fitantanana tsy madio [corruption] any Borkina Fasô sy ny fotony [causes], ny hafa indray mitantara izay toe-draharaha sahala any Brezila : « Tout cela fait voir qu’il y a une sociologie de la corruption, dont les deux...

Jamaïka : “Wine” amin'ny vidiny mirary

  13 Desambra 2007

“Wine” no tenin-jatovo ilazana ny seraseran'ny firaisana ara-nofo any Jamaïka. Ny blaogy Stunner's Afflictions dia mihevitra fa “tokony hisy fepetra raisina mihitsy hampitsaharana izao zavatra lasa fomba be mpanao izao” : « Yes, these nine to eleven grade young girls are selling their bodies and sexual favours for as cheap...

Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”

  07 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa “Hello Yahoo Project” izay hetsika ivondronan'ireo Iraniana rehetra izay tezitra tamin'ny fihetsik'i Yahoo mba hamafa tsy hampiasa intsony ny Yahoo...

Cap-Vert : Atsaharo ny fanendahana !

  07 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Pedrabika dia mamoaboafy momba ny tahan'ny fanendahana izay avo tokoa any Cape Verde, ary manainga ny maro mba hitroatra, manomboka amin'ny hetsika atao ny Zoma 14 Desambra 2007 [hanoherana ny tsy fandriam-pahalemana] : « Todos falamos e ninguém faz nada para que a situação seja alterada. Este apelo pode ser...

[GV Show Special] Tafatafa miaraka amin'i Wahda Masrya – Tovovavy Egyptiana

  06 Desambra 2007

Nandritra ny fotoam-pamaranana ireo andiam-pivoriana niompana tamin'ireo sehatra vaovao hoan'ny seraseram-pifandraisana izay notarihiko tany Aleksandria, tany Egypta, saika izay rehetra nandray fitenenana dia nidera an-dRamatoa Shahinaz Abdelsalam, izay maro mpahalala anivon'ny Blaogôsfera amin'ny anaram-bosotra hoe Wahda Masrya – tovovavy Egyptiana. Izy irery no mba hany tera-tany avy ao Aleksandria sady...

Radiosikileta: sady radio no bisikileta

  05 Desambra 2007

Avy amin’i Juliana Rincon [es] no nahafantaranay ny fisiana bisikileta hafakely miasa ao Caquetá, ao Kolombia.ity : “It seats two and carries with it a complete radio broadcasting system, able to send out Wi-max signals and be heard not only through the Andaquí Community Radio, but live through Internet as...

Egypta : Maharay 100$ isam-bolana ny mpiblaogy Kareem

  05 Desambra 2007

Ny hetsika izay mitaky Fahafahana hoan'i Kareem [freekareem.org] dia mamatsy an'i Kareem Sulaiman (migadra) 100$ isam-bolana avy amin'ny ireo vola voangona avy amin'ireo mpanohana sesehena eran-tany. Tsahivina fa ny fahadisoana nanamelohana ny mpiblaogy Egyptiana Kareem Sulaiman higadra higadra efatra taona dia ny « fanalam-baraka » ny fivavahana Mozolmanà sy ny...