Jamaica
,
Martinique
Miaiky ny ezaka nataon'i Aimé Cesaire ny mpamaham-bolongana Jamaikana Geoffrey Philp , Manonona azy ho “ilay poeta hajaina manerana ny tontolo miteny frantsay sy mpitolona ho amin'ny zon'ny Indiana andrefana (mena hoditra)”, ary ny Caribbean Beat Blog kosa miteny azy hoe: “Amin'ny hafenoan-drano ( fo mavesatra) no hanaovana veloma ilay zanaky ny tanin'ny Indiana andrefana sy misaotra azy noho ny tolona tsy nanampitsaharana nanoherany ny fanjanahantany.”






Madagasikara: Manova olona ny mipetraka ...
- Mivoaka matetika aho nanomboka 2006,
fa miverina any an-tanana, koa
...
- Indrisy mantsy fa tena marina izany lazainareo izany, kanefa tsy azo a...
- Tsy hoe ratsy ny te-hovoatra mba hianatra any andafin'ny riaka saingy ...
Tohiny »