· Mey, 2010

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Mey, 2010

Aostralia: Manaitra ireo mpanan-karena Aostraliana i Bob Geldof

  29 Mey 2010

Niteraka resa-be ilay mpihira malala-tànana Bob Geldof tamin'ny fandàlovany tany Aostralia tamin'ity herinandro ity: Niteny SIR Bob Gedolf fa vendrana ara-toekarena i Aostralia amin’ny fanafarana ny hery enti-mamokatra any ivelany nefa ny talentan’ireo “Aborigènes” very maina fotsiny. Teo ampandraisana fitenenana nandritra ny sakafo maraina ho an'ilay mpandraharaha momba ny arintany,...

Jeritodika maimaika amin'ny tontolon'ny blaogy rosiana tamin'ny 2009-2010

  23 Mey 2010

Ity tatitra ity dia nosoratana ho anisan'ny noresahina momba ny Aterineto Rosiana nandritra ilay Vovonana 2010 an'ny GV momba ny media-n'ny olon-tsotra. Alexey Sidorenko, nanolotra tamin'ny Vovonana iraisam-pirenena GV tany Santiago, sarin'i Gregory Asmolov Tranga fototra Nahatratra 38% ny isanjaton'ny Rosiana no mpiditra amin'ny aterineto (eo amin'ny mpampiasa 40 tapitrisa...

Ny toeran’ny media citoyen eto Madagasikara

  15 Mey 2010

Maro zavatra notantaraina tokoa ny sehatry ny seraseran'olotsotra teto Madagasikara. Nitombo tsikelikely ny tontolon’ny blaogy teto Madagasikara tao anatin'ny taompolo farany, nitolona tokoa hanandratra ny feony mandra-pahatongan'ny krizy politikan'ny 2009. Niteraka tinady goavambe ny fizotran'ny toe-draharaha niova haingana dia haingana mitaky ny vaovao farany mba hifanaraka amin’ny toetr’andro ka nahitana fiforonana...