· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Janoary, 2008

Ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina

  31 Janoary 2008

Blog politique au Senegal no manolotra ny fomba fahitany ny fahasamihafan'i Senegaly sy i Shina : Il existe une différence fondamentale : la manière de concevoir les choses et de les jouer. Et cette différence, elle change tout ! Nous, on joue au ballon, on rêve de ballons, on en...

Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza

  26 Janoary 2008

Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy Principe, Timôr Atsinanana sy Cap Vert dia samy manana taham-pahafatesan'ny ankizy izay manoatry izay heverina ho tokony ho izy, i...

Afghanistan : Tetiky Bush tsy mahomby

  26 Janoary 2008

Notaterin’i Bipasha Ray ary ny filazan’ny Masoivoho tao amin’ny Firenena Mikambana taloha Richard Holbrooke ny politikam-pandanian’ny fitondram-panjakan’i Bush any Afghanistan mahatratra $1 000 000 000 isan-taona “ho praograma tsy nisy fiantraikany indrindra tamin’ny politika ivelany amin’ny tantaran’i Etazonia ”.

Oganda : Blaogy hoan'ny haitaotrano

  24 Janoary 2008

Citizen Uganda no mitatitra momba ny blaogy mifantoka amin'ny haitaotrano : If you have never been to Kampala let me spare you the suspense; it is a poorly planned city and there is little to see in the way of architecture. The good news though is that there is a...

Sierra Leone : Enim-bolana any an-toerana

  22 Janoary 2008

Sweet Sierra Leone [Sierra Leone mamiko] mpiblaogy niverina nody hipetraka any an-tanindrazana no manoratra momba izay zavatra niainany nandritra ny enim-bolana voalohany from USA: I’ve been in Sierra Leone for 6 months now and I must say … its been hard, frustrating, humbling, and lonely. When I first got here...

Angôla : Saranga mifangarika

  18 Janoary 2008

Tsikerain'i Orlando Castro ny fifangarihan'ny saranga izay ahariharin'ny fanorenana tranobe mijoalajoala izay hisy rihana miisa 70 any Luanda, izany no (kasaina) ho trano mijoalajoala indrindra any Angôla izay ahitana, trano onenana amin'ny vidiny midangana, hôtely, birao isan-karazany ary fivarotana : E é assim que se vai fazendo a história de uma...

Maraoka: Diso lalana i Casablanca

  16 Janoary 2008

“isaky ny mitsidika an’i Casablanca aho, isan-taona na indroa isan-taona, dia hitako mihamitotongana amin’ny lafiny maro ny tanàna. Raha mihamaitso, mirindra , ary azo antoka kokoa ny tanàn-dehibe manerantany, dia ny mifanohitra amin’izany kosa no hita any Casablanca” Hoy ny nosoratan’ny Mpamaham-bolongana Maraokana Adilski.

Haïty : Momba ny vidin'ny Fampandrosoana ?

  11 Janoary 2008

Dictators, Peace Corps Volunteers, governments, activists, non profits, for profits, companies all talk about development – but can we agree on what it is? “Mpanao didy jadona, mpiasa an-tsitrampò hoan'ny fandriampahalemana (Peace Corps), governemanta, mpivoy (isan-karazany), ONG, orinasa (samihafa), dia samy miresaka fampandrosoana avokoa – anefa ve mitovy akory ve...

Hong Kong : fanavotana ny Lung Mei

  11 Janoary 2008

Natsangana ny bolongana vaovao iray hanavotana faritra mando iray ao Hong Kong (zh). Maminavina hanao fandaniambola hatramin’ny HKD130 000 000 ny governemanta hananganana tora-pasika voatr’olombelona ao Lung Mei, faritra mando voajanahary ao Taipo. Mihetsiketsika amin’ny fanangonan-tsonia sy famokarana lahatsary hanoherana izao fandravana ny tontolo iainana izao ny olonineto (netizens).

Nizeria : “foko” Nizeriana efatra

  08 Janoary 2008

Ny blaogy Oro dia miresaka momba ireo “foko” Nizeriana efatra : « I am a Nigerian. Please don’t look at my name and try to peg me to a tribe otherwise I will be glad tell you the stories of other people I have met in the last three decades of...