· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Novambra, 2007

Kôngô (RDK) : Resadresaka niaraka tamin’i Cédric Kalonji nahazo ny lokan’ny bolongana miteny frantsay tsara indrindra

  28 Novambra 2007

Bolongana (blaogy) vitsy mpamaky lasa tsy zoviana avy eo. Ny fahazoana loka ho an’ny famahanam-bolongana no manampy be dia be ho amin’izany na farafaharatsiny mampizotra ho amin’izany laza izany. Nanaraka akaiky ity fifidianana bolongana tao amin’ny Deutsche Welle’s Best of Blogs awards (fantatra kokoa amin’ny anarana hoe ‘the BoBs’) ity ny...

Haïty : Tsena vaovao manara-penitra ao Port-au-Prince

  25 Novambra 2007

Ny blaogy Collectif-haiti-de-provence dia manoratra momba ny Tsena Vaovao izay haorina any Port-au-Prince, izay vokatry ny fiaraha-miasan'i Haity sy Venezoelà : « Le Centre-Ville, précisément la Croix-des-Bossales où se sont installés plusieurs milliers de marchands, sera doté dans six mois d'un marché public moderne. […] Financés par le gouvernement haitien...

Madagasikara : Diaspora sy ny Fampandrosoana

  09 Novambra 2007

Navitrika dia navitrika ny tontolombolongana Malagasy (blaogasyfera) nijery ny anjara toeran’ny any ampielezana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Lohahevitra efa mahazatra ny tontolombolongana Malagasy sy  eo amin’ny tahirin-kevitra fampandrosoana afrikana moa izy io amin’ny ankapobeny. Hoy Sipakv(Fr) : “Deja a l’epoque, le role de la diaspora se discutait ferme, et le...

Kôngô (RDK) : Fitanterana entana any Kinshasa

  08 Novambra 2007

Ahoana no fomba itanteranao entana raha any Kinshasa ianao? Ny blaogy Congo Girl dia manazava : « People move items around by vehicle a lot of the time, but it's not always an option. If you don't have a truck on hand, you can always rent a guy with a wheelbarrow...

Bolgarìa : Ireo Moske hazo adinodino

  06 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Stephen Lewis dia manoratra ao amin'ny Bubkes momba « ireo Moske hazo adinodino » any amin'ny faritra Atsinanan'i Bolgarìa : « The mosque — according to legend built by night in seven hours by seven virgins who had descended  from the heavens — is said to be built...

Kenya : Umoja, tanàna natokana hoan'ny vehivavy

  05 Novambra 2007

Ny blaogy Black Looks dia manapariaka sarimihetsika nalaina tany Umoja, tanàna any Kenya natokana hoan'ny vehivavy ary naorin'ireo akanga izay sisa nanamborana tamin'ireo vehivavy nisedra fanolanana, na fanambadiana an-tery na koa vehivavy noverezin'ireo mpiara-monina taminy zo [ka voatery nandao ny tanànany sy lasa-sesi-tany]. Jennifer Brea

Roandà : Fivoriambe mikasika izay fomba hampifandraisana an'i Afrika

  05 Novambra 2007

Ny blaogy Oro dia mampifandray an'i Afrika. Ny « connect Africa » dia fivoriambe natao hiresahana momba ny vaha-olana azo asetry ireo fanontaniana momba ny fampifandraisana aty Afrika, naharitra roa andro ary notanterahina tany Roandà izany fivoriana izany : « The present story is clearly sad — less thank 4%...