· Septambra, 2007

Tantara mikasika ny Fampandrosoana tamin'ny Septambra, 2007

Sina : Toeram-pitrandrahana Saribao Ankalamanjana

  26 Septambra 2007

Ny Bilaogin'i Tempoly Tigra, dia namoaka fanadihadihana mikasika ny toeram-pitrandrahana saribao an-kalamanjana ao Shanbei. Ireo lavaka nateraky fitrandrahana dia nanova tanteraka ny endrik'ilay toerana. Ny tatitra dia amin'ny teny sinoa, saingy mirakitra sary maro samihafa mety hahaliana anao. Oiwan Lam