Macedonia
Nizara rohin'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje i Razvigor
dia i Komunikacii [MKD] sy Panta Rei [MKD].
2008-10-15

Gadra atao antontany ao anaty baravy? Nampiseho fanitsakitsahana zon'olombelona ao amin'ny bolongany malaza Misr Digital indray ilay Ezipsiana mpamaham-bolongana Wael Abbas efa nandrombaka loka.
Wael no manazava:
هذه الصورة أرسلت إلي عن طريق المسنجر وقد إلتقطت بالتليفون المحمول لغرفة الحجز في أحد أقسام الشرطة - لا نعرف أي قسم حتى الآن - ...
2008-10-05
2008-10-04


Taorian'ny fanavotana ireo olona be mpahalala 15 azo takalon'aina teo ampelatanan'i FARC tamin'ny 2 jolay, dia nanapa-kevitra indray ny fikambanana izay efa nanao diabe nanoherana ny Vondrotafika revolisionera Kolombiana(FARC) tamin'ny 14 feboroary fa tokony hisy indray izany ny 20 jolay, androm-pahaleovantena nisitahana tamin'i Esipaina. Ny lahatsary sy ny sary no maneho ny fomba nankalazana ny fahaleovantena sy ny fanafahana avy amin'ny vazantany efatra, sy izay mifangarika amin'ny dikan'ny teny hoe firenena sy fahafahana.
2008-09-27
2008-09-26
2008-09-22
Nizara rohin'ny mpitoraka blaogy roa izay naneho horonan-tsary maro maneho ny fanararaotam-pahefana ao amin'ny faritra iray ao Skopje i Razvigor
dia i Komunikacii [MKD] sy Panta Rei [MKD].
2008-09-14
The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) nosoratan'i Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The Blogging Revolution io. Eto no ilazalazany ny mombamomba ny boky.
2008-09-10
2008-09-09
Bay Tsimane no mamaham-bolongana avy any amin'ny Fihaonamben'ny olom-pirenena mampiasa fitaovan-dahatrisa (niomerika) tontosaina any Indaba, Afrika Atsimo amin'izao fotoana izao: “Tamin'ity taona ity ny Digital Citizen Indaba (DCI) dia nampiseho tamin'ny fomba mamelombelona sy tamin'ny alalan'ny fanehoana an-tsary ny fanovana ny fiainam-piaraha-monina entin'ny haitao finday tahaka ny MXit, finday iray fanaovana karajia. “
jmc strategies no niteny fa “Tafapetraka amin'ny fomba ofisialy ho Piraiminisitra Haisiana hajaina izao i Michèle Pierre-Louis…Hanokatra Toko amin'ny fanamby lehibe indrindra hatrehin'i Haiti amin'ity taompolo ity :Ny fanorenana indray taorian'ny fandravana nisesy nataon'ireo rivodoza Fay, Gustav, Hanna ary Ike.”
Bangladesh: Fahanam-bolongana tsikelikel...
- misaotra betsaka tamin'ny fanitsina
Tohiny »