· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Janoary, 2008

Kenya : Mpanakanto mitondra fanafana hoan'ireo fery

  22 Janoary 2008

Sociolingo no manapariaka lahatsoratra mikasika ireo mpanakanto Kenyana manampy amin'ny fitsaboana ireo ferin'ny firenena : Politicians have plunged the country into chaos but local artistes can help to heal the wounds caused by an election gone awry and the resultant lawlessness and suffering. “Natsobok'ireo mpanao politika tao anatin'ny (dobon'ny) korontana...