· Jona, 2013

Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Jona, 2013

“Ianao No Firenena!”

Rising Voices  30 Jona 2013

Tsy endrika fahita matetika ho mpikambana mamokatra ao anatin'ny fiarahamonina ireo vitsika, vorona, ary lambo 3D... nefa, maninona moa? Mampiasa horonantsary fohy mampiala voly ny Hetsi-panentanana Wazi hanandratana fiarahamonina sivily mitambatra ao Kenya.