Olympics
Toy ny rano atapoka sosoa indroa misesy ny filazalazana entina iarovana ny zon'ny mpamorona, tsy misy mpamaham-bolongana mahazo mametraka sary na mandefa lahatsary mikasika ny lalao olaimpika amin'ny bolongany. Ankoatra izany, maro ihany koa ny fepetra noraisina hiarovana ny mpanohana ny lalao Olaimpika, hosakanana mandritra ny fanatontosana ny lalao olaimpika ny dokambarotra sasany ( hafa) misy (sarina) mpilalao heverina fa mpitondra marika.







Madagasikara : Manan-kevitra ny Malagasy
- 1600 Ariary hono ny kapa pneu dia 4000 Ariary ny pieces hafa ;)
- Ary dia miresaka ny tontolon'ny fanamboarana kiraro maivana izy.
Tohiny »