· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Mey, 2008

Kôngô (RDK) : Fihaonambe mikasika ny sarimihetsika Eorôpeana sy ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo

  30 Mey 2008

Tsy mahagaga an'i Du Cabiau a Kinshasa raha tsy rototra akory ireo mpijery manoloana izay tsy fahatanterahana nandritra ny Fihaonambe mikasika ny sarimihetsika Eorôpeana [festival du film européen] notanterahina tany Kinshasa, ary dia manararaotra mizara izay fijeriny ny fihetsiky ny mponina manoloana ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo any Kôngô (RDK)...

Cap Vert : Andron'i Afrika

  27 Mey 2008

Baluka Brazao no manapariaka ao amin'ny Ta sumara Tempo ho fankalazana ny Andron'i Afrika [25 May] ny hosodoko iray nataon'i Robert Colescott ary mitondra ny lohateny hoe : Marching to a Different Drummer [mamindra amin'ny dobok'amponga samihafa] izay raha tazanina avy any Cap Vert : Colescott apresenta um discurso à...

Manokatra fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana ny vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao ny vohikala YouTube

  23 Mey 2008

Nihatsotra ny fahazoana tombom-potoana hanapariahana ireo vaovaon'ireo olontsotra mampita vaovao : ny vohikala mpampariaka lahatsary eto amin'ny Aterineto YouTube dia nanokatra fantsona fahitalavitra ara-Aterineto natokana hitaterana azy ireny, ary nampitondrainy ny anarana hoe CitizenNews [vaovaon'ny olontsotra]. Ireo Vlogger [video+blogger mpiblaogy amin'ny alalan'ny lahatsary] dia afaka misoratra anarana ary mampariaka ho hitan'izao tontolo izao...

Albania : Trano miravaka loko marevaka

  16 Mey 2008

Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania : Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic???? It's been a grey, overcast day and I thought it was...

Afrika: Vaovao momba ny lamaody afrikana

  14 Mey 2008

Vaovan-damaody afrikana Ladybrille: “Angom-baovaon-damaody mivoaka isan-kerinandro miresaka momba an'i Afrika na avy eto Afrika. Vaovao misongadina vitsivitsy tamin'ity herinandro ity: a) Mikarakara ny herinandron'ny lamaody voalohany indrindra miaraka amin'ny herinandron'ny Lamaody Coca-cola Accra i Ghana; b) Mamolavola fifandraisana amin'i Azia i Afrika Atsimo, Mikasa hanao seho any Nizeria ilay mpamoron-damaody...

Arabia Saodita:Nahoana no tsy misy sarimihetsika?

  12 Mey 2008

"Nahoana no tsy misy sarimihetsika aty Arabia Saodita ? " hoy i Hayfa mpitoraka blaogy saodiana [Ar], manolotra ho antsika ny eritreriny mikarika ny hanaovana cineplexes sy fantina sary azo tanterahina tsara hifanaraka amin’ny fomban-drazana sy ny foto-pinoan’ny fireneny.

Zimbaboe : Fihaonambe Iraisam-pirenena hoan'ny kolotsaina any Harare

  06 Mey 2008

Natasha Msonza no manoratra ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net momba ny fihaonan'ny poeta [Poetry Café] any Harare, Zimbaboe : At the HIVOS Poetry Café on May Day poetry lovers were fed with combinations of humor, political satire and protest music and poetry. “Ireo mpiangaly poezia dia vokin'ny hatsikana sy vazivazy pôlitika,...