· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Zavakanto & Kolontsaina tamin'ny Desambra, 2007

Serbia : “Novokarina ho meloka”

  29 Desambra 2007

Ny teny moa eto dia milaza ny fanamelohantena ananan'ny Serba. “Amin'ny alalan'ny fanariana io fanamelohantena io ihany sy amin'ny alalan'ny fahafantarana izay namolavola io fampanamelohan-tena io sy ny tanjona nokendreny no lalampiaingan'ny Serba ho amin'ny fahafahana.” hoy Gray Falcon nanoratra. Ireo vahoaka hafa ao Balkan manko mirehareha avokoa sady mampideradera ny...

Marôka : Krismasy any Maghreba

  17 Desambra 2007

Ny dia ny fivavahana Silamo aza no fivavahan'ny ankamaroan'ny mponina any Marôka ary na dia mbola herinandro faharoan'ny Desambra [Advento] aza isika dia manimanitra Noely sahady any an-toerana – fara-faharatsiny eo anivon'ireo mpiblaogy vahiny monina any Marôka. Ny blaogy Connie in Morocco, izay mpiasa an-tsitrapo “Peace Corps” dia miroaroa hevitra...

Goatemala : Ny fomban-drazana fandoroana devoly

  15 Desambra 2007

Hazavain’ny jiro iriariavan’ny ankizy milalao an-dalambe ny manodidina, fialantsasatra tokoa manko izao ary efa mandindona ny maro sahady ny fetin’ny krismasy. Hifangaro toy ny isaky ny volana desambra indray ny fivavahana sy ny fomban-drazana isankarazany. Misy fomba « fandoroana ny devoly » izay fanao isaky ny 7 Desambra indrindra fa...

Madagasikara : Ny fomba fiakanjoana ny “lamba”

  14 Desambra 2007

Ny namana Ruth mipetraka any Antsiranana dia manazavazava izay fomba fiakanjoana sy fitafy ampiasana ny “lamba” any amin'ny tapany Avaratry ny nosy : « Traditional dress in Northern Madagascar involves wearing the ‘lamba’. The word lamba simply means cloth or clothing but usually refers to the two matching pieces of fabric...

Sodana : Firenen'ny fifangarihana

  13 Desambra 2007

Ny blaogy Zizou from Djerba [Toniziana mandalo any Sodana] dia mizara amintsika izay tsoak'heviny teo am-panatrehana fampisehoana iray : « J'ai ete voir une piece de theatre jouee par des eleves de la KICS […] La piece de theatre parlait de democratie, d'alternance au pouvoir et de droits de la...

Shina : Haitao-trano hafa kely

  08 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia mitatitra ao amin'ny blaogy Shanghaiist sarina haitao-trano hafa kely, miendrika : « You seriously have to give it to architects in Shanghai for coming up with something that catches your eye. It may not work all the time, but it will be at least different...