Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Jolay, 2014
Tahotra, Fitiavana Ary Ny Fahavalon'i Iran Ankafizina ao amin'ny Aterineto (dia i Facebook)
Tamin'ny 13 Jolay, tanora Iraniana valo no voasazy an-tranomaizina maharitra noho ny zavatra nataon'izy ireo tao amin'ny Facebook. Vitsy dia vitsy ny zavatra fantatry ny mpikatroka ao anatiny sy ivelan'ny firenena mikasika ity raharaha ity.
Fampidirana An-tranomaizina Malagasy 2 Mpanao Gazety
Mpanao gazety roa avy ao amin'ny gazety mivoaka isanandro MADAGASCAR MATIN no nalefa any amin'ny fonjan'Antanimora. Androany maraina, voaantso tany amin'ny Brigadin'i Fiadanana izy ireo. Tsy iza akory ilay nametraka fitaraina fa ny Minisitra Rivo Rakotovao Nizara ny “statut” an'i Solo Rajaonson i Tantely Rasoanaivo:Vaovao farany: <Fahalalahan'ny fanaovan-gazety: ireo mpiara-miasa...