Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Marsa, 2013
#FreeBassel: Herintaona Aty Aoriana, Mbola Any Am-ponja Ity Mpiserasera Syriana Ity
Herintaona omaly no nosamborina sy nampidirina am-ponja ao Damaskosy ilay mpikirakira web sy mpiaro ny teknolojia mivelatra Syriana Bassel Khartabil, mbola any am-ponja izy hatramin'izao. Anisan'ireo mpiaro ny teknolojia misokatra fantatra amin'ny anarana hoe Bassel Safadi izy, lehilahy 31 taona izay anisany nitarika ny Creative Commons ho an'i Syria ary niasa...