Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Desambra, 2012
Nosakanana ny Fandefasana Mivantana Ny Kaonferansa Nokarakarain'ny Firenena Mikambana
Araka ny filazan'ireo mpikatroka ao Bahrain, nosakanana ny fandefasana mivantana ny Filankevitry ny Firenena Mikambana Misahana ny Zon'olombelona. Nosakanan'ny manampahefana ao #Bahrain ny fidirana ao amin'ny habaky #UN amin'ny fandefasana mivantana noho ny fanelanelanako ao amin'ny #HRC21twitpic.com/aucktm — Mohammed Al-Maskati(@MohdMaskati) 14 Septambra 2012 Mohamed Al-Maskati, filohan'ny Fikambanan'ny Tanora Bahrainita miaro ny Zon'olombelona, niresaka momba...
Andron'ny Zon'Olombelona Ao Emirà Arabo Mitambatra
Olona an-tapitrisany no mankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Zon'olombelona ka mitaky ny fanafoanana ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona misy ankehitriny manerana ny toerana marobe, tsy mba afaka mizaka ny zony momba ny fahalalaham-pitenenana sy ny famoriam-bahoaka ireo mpikatroka ao Emirà Arabo Mitambatra (eny fa na dia mikarakara fihetsiketsehana aza na manoratra...