· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Fisamborana sy faneriterena tamin'ny Septambra, 2011

Angletera : Mankany Fanaraha-maso Ny Fampahalalam-baovao Sosialy

GV Mpisolovava  07 Septambra 2011

Noho ireo korontana sy fandrobana nisy tao Londona sy tany amin'ireo faritra hafa any Angletera tamin'iny herinandro lasa teo iny, dia nanao fanambaràna niezinezina ny Praiministra Anglisy David Cameron fa mandinika akaiky ny fomba araka ny lalàna sy ara-teknikà hanakanàna ny fibosesikin'ny fidiran'ny olona ao amin'ny Blackberry Messenger ny governemanta tarihany, eny fa na ny fidirana ao amin'ny Twitter sy Facebook koa aza mba hanakànana ny "herisetra".