The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Agriculture Sokajy ara-dresaka

RSS ho an ny Agriculture

2008-06-18

Sina : Topi-maso amin'ny sary sikotra eny amin'ny zaridaina Olympika

Tohiny Asehon'i Safin an-tsary ao amin'ny FunEnclave ireo sary sikotra eny an-jaritaina ao Sina, tafiditra ao amin'ny fanomanana ny lalao Olympika atao any Beijing. Hoy ny mpamaky iray, patch01 : Mety mahafinaritra ho an'ireo mpizaha-tany koa, heveriko fa tsy hitolagaga ireo fianankaviana 30000 izay nifindra noho ny fikarakarana ny lalao .........

2008-04-29

Guyana : Vidin'ny vary

Rice is the new pearl, “Ny vary no perla vaovao” araky ny nambaran'i Guyana-Gyal raha manomboka hita ny vokadratsin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo.

2008-04-01

Marôka : Mitaky fiompiana kisoa ireo mpizahatany

The View from Fez [topi-maso avy any Fez] any Marôka no mitatitra ny fisian'ny fiompiana kisoa any amin'ny firenena izay Silamo sady fady tsy mihinana izany : One of the last things you would expect to find in Morocco is a pig farm. Given that the consumption of pork is a ...

2008-03-29

Morocco

“Efa hisokatra izao ny taom-piotazana voatavo eto Maraoka. Saingy ny olana (vaovao ratsy) dia tsy tian'ny any Eoropa ireo voatavo voakatra ireo. Ny karazam-boatavo Maraokana manko dia voly fanondrana no tena nambolena azy,”

io no voasoratry The View from Fez.

2008-03-28

Korian-karena : Tati-dresak'ireo mpiblaogy mikasika ny Andro Iraisam-Pirenena hoan’ny RanoThis is a Photos post

Tohiny (Tsy ho nahita masoandro mihitsy ity lahatsoratra ity raha tsy nisy ny fanampian'i Paula Góes, sy i Amira Al Hussaini ary i Lova Rakotomalala. Fankasitrahana eram-po no atolotra azy ireo !) Sary nindramina tamin'i Ragesh Vasudevan Iarahana mahafantatra ho fandevonana zava-drehetra, labieran'ingahy Adam [Adam's Ale], ranom-boakazom-panjakana [government juice], sôdan'ny mahantra [council pop], ...

2008-03-14

Tajikistan : Ny hanoanana indray no hisolo ny hatsiaka sy ny haizina

Firenena kely i Tajikistan, fa misedra olana lehibe. Raha mbola sahirana amin'ny tsy fahampian'ny herin'aratra ny mponina, indrindra ireo eny ambanivohitra, dia efa mananontanina azy ireo sahady ny fahasahiranana hafa. Olana ara-tsakafo indray no miandry azy ireo amin'ity. Araka ny notanterin'ny Neweurasia dia nampanantena ny Barki Tojik - hany mpamokatra herin'aratra ...

2008-01-28

Borkina Fasô : fomba, fety ary boky vaovao

Samy manana ny fotoany avokoa na ny andro sahaza ho azy avokoa ny zava-drehetra, hoy ny voasoratra ao amin’ny baiboly araka ny Bokin’ny Mpitoriteny (sy ny hiran’ny mpihira rock amerikana tamin’ny taom-polo 1960 the Byrds). Misy ny andro ahaterahana. Misy ny andro ahafatesana. Zavamisy mpitranga any Borkina Fasô izany tahaka ...

2008-01-19

Bolivia

Tany La Paz, Bolivia, no nahitan'i Ruxandra Guidi raha nitsidika ny tsenan'i Villa Fátima izy fa ao amidy malalaka ny coca. Tao amin'ny Untold Stories avy amin'ny Foibe Pulitzer momba ny olana amin'ny fampitambaovao no nakana ny lahatsoratra. (hoy ny mpandika teny: tongava aty Antananarivo ianao fa ny Cola indray no amidy malalaka miaraka amin'ny voanjo aty sao voarara any izany.)

2008-01-18

Afrika Atsimo : Vehivavy mpamboly “bio”This is a Video post

Manapariaka lahatsary i Nubian Cheetah izay ahitana ireo vehivavy mpamboly “bio” any Afrika Atsimo: The women in the the Fezeka community in Gugulethu, South Africa are growing organic foods and selling them at market prices.” “Ireo vehivavy anivon'ny fiaraha-monina Fezeka any Gugulethu, any Afrika Atsimo dia mamboly “bio” [manaja ny tontolo iainana ...

2008-01-11

Haïty : Momba ny vidin'ny Fampandrosoana ?

Dictators, Peace Corps Volunteers, governments, activists, non profits, for profits, companies all talk about development - but can we agree on what it is? “Mpanao didy jadona, mpiasa an-tsitrampò hoan'ny fandriampahalemana (Peace Corps), governemanta, mpivoy (isan-karazany), ONG, orinasa (samihafa), dia samy miresaka fampandrosoana avokoa - anefa ve mitovy akory ve ny ...