· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Solovava tamin'ny Aogositra, 2012

“Don't Fear the Internet”: Ny Tetikasan'ny Voto Ciudadano, Shily

GV Mpisolovava  18 Aogositra 2012

Ny "Don’t Fear the Internet" [es], tetikasa mikatsaka ny hanasongadina ny lanjan'ny fahalalahana miteny ao anaty aterineto, dia mifantoka amin'ny raharaha "Voto Ciudadano" (Safidim-bahoaka), sehatra fiadian-kevitra izay manome fahafahana ny vahoaka hisafidy amin'ireo olana maro samihafa.

Ireo pejinay momba an i Solovava

Advocacy