· Aogositra, 2011

Tantara mikasika ny Hafanam-po tamin'ny Aogositra, 2011

Maraoka: Vohikala Miaritra Fisomparana DDoS

GV Mpisolovava  15 Aogositra 2011

Niaritra fisomparana "distributed denial-of-service" (DDoS) na "tolotra voatsinjara nolavina" ny vohikalam-pitolomana maraokana Mamfakinch! ny andron'ny alahady 31 jolay 2011, ka nampikatso nandritra ny ora maromaro ny fidirana tao aminy. Efa miverina an-tserasera ankehitriny ny vohikala. Fa inona ny Mamfakinch! ary inona ny antony isomparana azy?