Tantara tamin'ny Teknolojia mampangarahara asa tamin'ny Jona, 2012

Ejipta: Fampahafantarana Ny MorsiMetatra

Taorian'ny 32 taona nitondran'i Hosni Mubarak, manana filoham-pirenena vaovao sy rindrambaiko vaovao ny Ejiptiana mba hanaraha-maso ny fizotry ny asan'ilay filoham-pirenena vaovao Mohamed Morsi ary ny fivoaran'ny fanatanterahana ireo toky 64 goavana nataony nandritra ny fampielezan-kevitra notanterahany.