GlobalVoices anaty

Tahiry Lohahevitra manokana · 14 Lahatsoratra

Mpikaroka isam-paritra avy amin-ny Teknolojia mampangarahara asa manatona ny mpanoratra Global Voices hanamorana ny fifampidinihana momba ny fangaraharana, fandraisana andraikitra ary ny fikatrohana sivika.


Tantara farany tamin'ny Teknolojia mampangarahara asa

14/04/2013

Venezoela: Miomana Amin'ny Fifidianana Atao Amin'ny Alahady ny Fikambanana Tsy Miankina Ho Amin'ny Mangarahara

Tohin'ny lahatsoratra

Tao anatin'ny enim-bolana izao dia handeha handatsa-bato fanindroany ireo Venezoeliana. Hifidy izay handimby ny filoha teo aloha Hugo Chavez izy ireo, izay namoy ny ainy tamin'ny volana Marsa teo. Somary mikorontana ny tontolo politika ao...

29/12/2012

Andro Faha-2 Ho Fampandrosoana An'i Amerika Latina 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Nifarana tamin'ny Alahady 2 Desambra teo ny andro faha 2-n'ny hackathon isam-paritra ho fampandrosoana an'i Amerika Latina 2012, nokarakarain'ny Ciudadano Inteligente Foundation tany amin'ny firenena valo any amerika Latina. Taorian'ny asa mafy tsy ankiato 36 ora , dia nanomboka nanolotra ny tetikasany ireo mpandray anjara tany amin'ny faritra samy hafa mba hahafahan'ny mpitsara maka fanapahan-kefitra ao aoriana ao. Eto no anoloranay ireo mpandresy avy any amin'ny faritra samy hafa.

06/12/2012

Fampiasa Nandresy Tamin'ny Hackaton Goavana Indrindra Ao Amerika Latina

Tohin'ny lahatsoratra

Nalefa voalohany tao amin'ny engine room ny lahatsoratra Desarrollando America Latina [es], karazana fifaninanana erantany ho an'ireo mpanao hacking ao Amerika Latina, no hotontosaina mandritra ity herinandro ity manerana ny firenena 8...

03/12/2012

Andro 1 Amin'ny Fampandrosoana an'i Amerika Latinina 2012

Tohin'ny lahatsoratra

Indro fa nanomboka tamin'ny 1 Desambra ihany ny Fampandrosoana an'i Amerika Latinina 2012 (#DAL2012). Tamin'ity taona ity ny hackathon rezionaly nomanin'ny Ciudadano Inteligente (Olompirenena Maranitra) Foundation [en] dia nentina tany amin'ny [en] firenena Amerikana Latinina 8: Arzentina, Bolivia, Brezila, Chile, Costa Rica, Meksika, Però ary Orogoay. Indro zaraina ny tatitry ny andro voalohany.

27/11/2012

Video Lahatsoratra
Manohitra Ny Kolikoly Ny Tanora Ao Amerika Latina

Tohin'ny lahatsoratra

Mizara lahatsary iray i Andrea Arzaba izay hanadihadiany ireo tetikasa tarihan’ireo tanoran’i Amerika Latina ho amin’ny mangarahara sy ny fandraisana andraikitra. Nandray anjara tamin’ilay Sehatra Fiadian-kevitry ny Tanora Eran-tany Manohitra Ny Kolikoly Andiany Fahatelo,nokarakarain’ny Tambajotran’ny Tanora Eran-tany Manohitra Ny Kolikoly (GYAC) any Brasilia, Brezila ny 5 sy 6 Novambra teo.

23/11/2012

Hackathon Ho an'ny Daholobe: Ahoana ny Fanomanana Hackathon?

Tohin'ny lahatsoratra

Amin'ity lahatsoratra manaraka ity, ny vahiny, J.J. Merelo, Dokotera amin'ny Fizika sady Profesora ao amin'ny Anjerimanontolon'i Granada, Espaina, no miresaka amintsika ny zavaniainany tamin'ny fanomanana hackathon ara-panabeazana ho fanazavana ny Hackathon rezionaly Fampandrosoana an'i Amerika Latina 2012 [en] izay hotontosaina amin'ny volana ambony amin'ny Desambra

19/11/2012

Sary Lahatsoratra Video Lahatsoratra
Brezila : Mangataka Fivoaran'ny Fanadiovana Ny Mponina Ao Rio

Tohin'ny lahatsoratra

Ny tetikasa 'Filàna fototra ny Fahadiovana' nosokafan'ny Fikambanana Meu Rio, dia nijoro ho modely amin'ny fampitomboana isa an' ireo fanentanana fanerem-bahoaka an-tserasera natsangan'ireo olom-pirenena sy ireo hetsi-piaraha-monina cariocas. Araka ny hevitry ny Fikambanana, 'Ny antsasaky ny mponina ao Rio de Janiero hatramin'izao dia tsy mbola manana rano sy famoahan-drano maloto".

14/11/2012

Video Lahatsoratra
Inona Marina Ny Hackathon? Ary Inona Ny Angon-Drakitra Misokatra?

Tohin'ny lahatsoratra

Efa nambaranay tany aloha ny hackathon manaraka ho an'ny faritra Amerika Latina : Fampandrosoana an'i Amerika Latina 2012. Saingy mety tsy fantatry ny mpamaky maro ny dikan'ny hackaton na ny antony ilàna azy. Eto izahay dia manandrana mamaly ireny fanontaniana ireny amin'ny famaritana, ohatra, ary lahatsary resadresaka roa miaraka amin'i Mariano Crowe, teratany Arzantina, hacker.

16/10/2011

Andron'i Ada Lovelace : Mihetsika Ireo Vehivavy Fitaratra

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Andron'i Ada Lovelace (7 Oktobra) dia mikatsaka ny hampakàrana ny tahan'ireo vehivavy manao siansa, teknolojia, fianarana ho injeniera ary matematika amin'ny alalan'ny famporisihana ny olona manerana izao tontolo izao hiresaka momba ny vehivavy izay ankasitrahan'izy ireo ny asa ataony. Vakio ato ny fahatsiarovan'ny Global Voices.

14/10/2011

Tontolo: Adihevitra Ao Anaty Aterineto Mikasika Ny Teknolojia Ho Amin'ny Mangarahara

Tohin'ny lahatsoratra

Ny Hetsika Teknolojia ho amin'ny Mangarahara, iarahana amin'ny Paikady Vaovao amin'ny resaka Zon'Olombelona, dia manasa anao handray anjara amina dinidinika anaty aterineto momba ny 'Fampiasana Teknolojia mba Hampiroborobo ny Mangarahara'. Miaraha aminay hiresadresaka mikasika ireo hevitra vaovao, ireo fanamby, ireo risika sy tombontsoa.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny