· Jolay, 2012

Tantara mikasika ny Feo voarahona tamin'ny Jolay, 2012

Fanentanana Ho An'ireo Mpitoraka Bilaogy Syriana

GV Mpisolovava  20 Jolay 2012

Mitombo isanandro ny isan'ireo vahoaka mpanao gazety maty na voasambotra tany Syria. Misy fanentanana iray momba ilay mpitoraka bilaogy Hussein Ghrer--mikatsaka ny hanaitra ny sain'ny maro amin'ireo raharaha mafana mahazo ilay mpitoraka bilaogy.