Tantara misongadina mikasika an'i Feo voarahona
Venezoela: Nanaovana Bemidina Ny Tranon'ny Mpampiasa Twitter Iray

Notafihan'ireo manamboninahitry ny fitsikilovana Venezoelana ny tranon'ilay mpampiasa Twitter, Federico Medina Ravell ny Alahady 6 Janoary, izay araka ny voalaza dia ao ambadik'ilay kaonty @LucioQuincioC. Ahiahiana ho mampiely tsaho momba ny fahasalaman'Atoa Hugo Chávez io mpitoraka bilaogy kiritika io
Bahrain: Voafonja Noho Ny Sioka Nataony Ilay Mpikatroka Ny Zon'olombelona

Sayed Yousif Almuhafda no filoha lefitra sy Lehiben'ny Sampa-pitehirizan-kevitra ao amin'ny Foibe misahana ny Zon'olombelona ao Bahrain(BCHR). Mpikambana ao amin'ny vondrona mpiaro ny zon'olombelona Front Line Defenders sy ny Amnesty International ihany koa...
-
Shina: Sombin-Tantara Noforonina Fohy no Nitazonana Ilay Mpisiokantserasera Monina Ao Beijing
19/11/2012
-
Andro Iraisam-pirenena Ho Famaranana ny Tsimatimanota: Mandraisa Anjara Amin'ny Hetsika Fanentanana
15/11/2012
-
Azerbaijan: “Firenena manaratsy ireo mpampiasa tambajotra sosialy ho marary saina”
10/11/2012
-
Fanentanana Ho An'ireo Mpitoraka Bilaogy Syriana
20/07/2012
Tantara farany mikasika an'i Feo voarahona
10/05/2013
Bilaogera Etiopiana Higadra 18 Taona An-tranomaizina Noho Ny Fandikana Ny Lalampanorenana

Tao amin'ny habaky ny Electronic Frontier Foundation no nahitana ity lahatsoratra ity voalohany. Nasiam-panovana izany ho an'ireo mpamaky ny Global Voices Advocacy. Tamin'ny 1 Mey, nohamafisin'ny Fitsarana Tampony Etiopiana ny fiampangana sy...
30/12/2012
16/12/2012
Andron'ny Zon'Olombelona Ao Emirà Arabo Mitambatra

Olona an-tapitrisany no mankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Zon'olombelona ka mitaky ny fanafoanana ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona misy ankehitriny manerana ny toerana marobe, tsy mba afaka mizaka ny zony...






























RSS ho an i Feo voarahona 








tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...