Tantara farany mikasika an'i rv any ejipta
26/01/2012
[Lahatsary] Sary Avy Amin'ny Tetikasa “Andavanandrom-piainan'ireo Vehivavy Ao Minya”

Ity no manohy ireo andian-dahatsary telo amin'ireo lahatsary novokarin'ilay Ejiptiana mpamokatra sarimihetsika Mahmoud Saber izay nijery akaiky ny tsirairay tamin'ireo tetikasa ao anatin'ny fandraisana andraikitry ny Rising Voices any Ejipta. Ity lahatsary ity dia manasongadina ny tetikasa "Andavanandrom-piainan'ireo vehivavy ao Minya".






























RSS ho an i rv any ejipta 



tena mampijaly vahoaka tokoa ity TGV ity , betsaka @zao no tsy misakafo afatsy...