Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Oktobra, 2010

Rosia: “Tranonkalan'ny fahamarinana “

Ambara ho iray amin'ireo seha-pifaneraserana vitsy ara-demokratika ny aterineto Rosiana ao amin'ny fireneny ,indrindra amin'ny haino aman-jery Tandrefana . Na izany aza, tokony ho raisina tsara ihany ireto vaovao ireto, satria tsy mazava tokoa ny hoe hatraiza amin'ny fahalalahana amin'ny aterineto moa no tian'ny governemanta holeferina .