Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Jona, 2010

Rosia: Famakafakana ny hetraketraka atao amin'ny mpitoraka bilaogy

  25 Jona 2010

Tato anatin'ny 5 taona izao dia mpitoraka bilaogy miteny rosiana 40 eo ho eo no lasibatry ny piraty informatika (hackers) ka izany hetraketraka izany dia tarihan'ny vondrona mitondra ny anarana hoe The Brigade of Hell (Ny Brigadin'ny Afobe). Mihetraketraka ireo mpitoraka bilaogy miresaka politika sy varotra izy ireo. Raha mihena...