Tantara tamin'ny Akon'ny RuNet tamin'ny Desambra, 2009

Rosia: Tantara telo momba fahantrana lalimpàka

  26 Desambra 2009

Ny mpanao gazety an-tsary Rosiana Oleg Klimov dia mizara tantara telo momba ny fahantrana lalimpàka sendra reny raha iny niandry fiaran-dalamby tao amin'ny fiantsonan'ny firan-dalamby tao Syzran, tanàna Rosiana iray ao amin'ny faritr'i Samara .