Tantara farany mikasika an'i tatitry ny mpiondana aterineto
06/10/2011
Tsy Fifankahazoan-dresaka Momba Ny Toerana Handraisana Ny Vovonana momba ny Fitantanana ny Aterineto (IGF)2012

Raha efa an-dalan'ny hanakatona ny varavarany ny andiany faha-6 amin'ny Vovonana momba ny Fitantanana ny Aterineto (IGF), mipongatra etsy anilany kosa ny fifamalian-dresaka momba ny toerana manaraka. Tsy nakàna ny hevitry ny mpiara-miombon'antoka rehetra ny amin'ilay toerana (anisan'izany, tsy ny governemanta na ny mpandraharaha fotsiny fa koa ny vondrom-piarahamonina sivily). Ary dia ireo nahilika tamin'ny fandraisana fanapahan-kevitra no tena manana olana mikasika an'i Azerbaijan.






























RSS ho an i tatitry ny mpiondana aterineto 



Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa