· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Fitantanana-aterineto tamin'ny Avrily, 2012

Sina: Fanandramana Ny “Fanapahana Vonjimaika” ny World Wide Web?

GV Mpisolovava  25 Avrily 2012

Nanjary "intranet" ny aterineton'i Sina nandritra ny adiny roa teo ho eo ny 12 Aprily. Tsy afaka niditra tamin'ny World Wide Web (WWW) ny mpampiasa aterineto rehetra tany Sina ka tsy afaka nifandray tamin'ireo vohikalan-tambajotra sosialy sy mailaka rehetra tany ivelany. Mino ireo mpampiasa aterineto fa fanandramana ny sivana aterineto ho an'ny "Fanapahana vonjimaika".