2009-08-15
Very ny maso havian'ny biby famantarana tsy ofisialin'ny Global Voices
Very nandritra ny ady nifanaovany tamina saka iray tamin'ny alin'ny alarobia teo tany Boston ny maso havian'ny biby famantarana tsy ofisialin'ny mpamaham-bolongan'ny Global Voices fantatra amin'ny anarana hoe “GV Ferret”. Toy izao ny endrik'i voloina, zavatra mavomavo nitampina bandy ny ilamasony sy ny tenany tao amin'ny Facebook taoriana kelin'izany.
"Iza no ...




