Tantara tamin'ny Global Voices Podcast tamin'ny Aogositra, 2012

Global Voices Podcast: Zavatra Maro Avy Amin'ny #GV2012

  18 Aogositra 2012

Anatin'ity andiany ity ianao dia haheno zavatra maro avy amin'ny Fivoriamben'ny Global Voices izay notanterahina tany Nairobi, Kenya, tamin'ny Jolay, izay ahitàna ny sasany amin'ireo mpandray anjara avy aminay sy ireo akademisiana voafantina eran-tany nasaina ihany koa hizara ny fahalalany sy hanovo fahalalana avy amin'ilay fianakaviambe.