· Septambra, 2011

Tantara mikasika ny Drop-in Center tamin'ny Septambra, 2011

Okraina : Ny Lafy Tsara Sy Ratsin'ny Fampihenana Ny Fanaintainana

Rising Voices  06 Septambra 2011

Ahoana no anaovana fitsaboana fanolo, hanova ny fiainan'ny olona miaina amin'ny fidorohana zava-mahadomelina? Ireo bilaogera avy amin'ny Association of Substitution Treatment Advocates of Ukraine na Fikambanan'ny Mpisolovavan' ny Fitsaboana Fanolo ao Okraina, dia mampiasa ny bilaoginy mizara ny momba ny tenany ary ny tantaram-piainany voalohany.

Ireo pejinay momba an i Drop-in Center

Drop-in Center Rising Voices