GlobalVoices anaty

Drop-in Center

Tahiry Lohahevitra manokana · 4 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Drop-in Center

09/10/2011

Okraina: Bilaogera Maneho Hevitra Momba Ny Fitànana Mafàna Fo Iray

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Tany amin'ny tapaky ny volana Aogositra tany, Nampikorontan-tsaina ireo bilaogera Okrainiana ny nisamborana an'i Irina Teplinskaya, ilay Rosiana mafàna fo amin'ny fampihenàna ny fiantraikan'ny zavamahadomelina, nampangaina ho mpanondrana an-tsokosoko zava-mahadomelina rehefa niverina avy nanaraka fitsaboana tany Okraina. Toa efa nafahana tany am-ponja i Irina ary nesorina daholo ireo vesatra rehatra nitànana azy.

06/09/2011

Okraina : Ny Lafy Tsara Sy Ratsin'ny Fampihenana Ny Fanaintainana

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Ahoana no anaovana fitsaboana fanolo, hanova ny fiainan'ny olona miaina amin'ny fidorohana zava-mahadomelina? Ireo bilaogera avy amin'ny Association of Substitution Treatment Advocates of Ukraine na Fikambanan'ny Mpisolovavan' ny Fitsaboana Fanolo ao Okraina, dia mampiasa ny bilaoginy mizara ny momba ny tenany ary ny tantaram-piainany voalohany.

11/08/2011

Okraina: Fampianarana Mitoraka Bilaogy Hamelezana Ireo Vondrona Mampietry

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Anatina fanadihadiana amin'ny alàlan'ny mailaka, miresaka momba ny traikefany amin'ny fampianarana ny fahaizana misolo vava miaraka amin'ireo vondrona mampihena ny faharatsiana izay ampahany amin'ny Fikambanan'ny teratany Okrainiana rehetra momba ny Fisoloana vava ny Fitsaboana Fanolo (ASTAU) i Anastasia Bezverkha, ary ny tombontsoa azon'ireo vondrona ireo amin'ny fitantarana ny tantarany avy amin'ny fampiasana ireo fitaovan'ny mediam-bahoaka.

28/04/2011

Okraina: Fitorahana Bilaogy Momba Ny Nofy

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Taorian'ny fampianarana momba ny fampiasàna ny mediam-bahoaka, mino ireo mafana fo avy ao anatin'ny Fikambanan'ireo Mpisolovavan'ny Fitsaboana Fanolo any Okraina [ru] ary mino fa mety ho fitaovana lehibe amin'ny fampahafantarana ny fitsaboana fanolo ny fitorahana bilaogy ary hiarovana ny zon'ny marary ny fitorahana bilaogy, sady fitaovana hanoratan'izy ireo momba ny fanantenany manokana sy ny nofinofiny.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny