Tantara farany mikasika an'i Fihaonan'ny jamba
21/10/2011
Fihaonan'ny Jamba: Ny Goalball Sy Ny Fikarakarana Zaridaina

Toy ny ahoana ny fiainana ho an'ny fianakaviamben'ireo jamba any Thessaloniki, Gresy? Ireo bilaogera vaovao avy amin'ny tetikasa Blind Dates dia nanoratra lahatsoratra mikasika ny laàlam-baovao entin'ny teknolojia hanampiana azy ireo, hatramin'ny fomba andanian-dry zareo ny fotoam-pialamboliny, toy ny fikarakarana zaridaina na fanaovana fanatanjahan-tena toy ny goalball.






























RSS ho an i Fihaonan’ny jamba 



Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa