GlobalVoices anaty

ASTAU

Tahiry Lohahevitra manokana · 5 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i ASTAU

11/01/2012

Okraina: Ny Anjara asan'ny Mpiandraikitra ny Fampahalalam-baovaon'ny ASTAU

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

I Svetlana Sharamok dia mpiandraikitra ny Fampahalalam-baovaon'ny Association of Substitution Treatment Advocates of Ukraine (ASTAU). Anatin'ity fanadihadiana amin'ny alàlan'ny mailaka nataon'ny Rising Voices ity dia miresaka momba ny asany sy ny fifaliana amin'ny fahazoany anjara asa goavana amin'ny fifandraisana sy ny fahenoana zava-tsoa avy amin'ireo mpikambana izy.

Rosia: Hetsi-panoherana Faobe Tany Amin'ireo Masoivoho Rosiana Ho Fanamarihana Ny Andro Eran-tany Natokana Ho An'ny SIDA

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Vao tsy ela akory ireo mafana fo avy ao amin'ny " Association of Substitution Treatment Advocates of Ukraine (ASTAU)" no nandefa ny famintinana fohy ny hetsika farany indrindra nanamarihana ny Andro Eran-tany Natokana Ho An'ny SIDA manerana izao tontolo izao. Ny tena nisongadina indrindra tamin'ireo fandalinana dia ny fifamoriana niaraka tany amin'ireo Masoivoho Rosiana maneran-tany ho fanoherana ny fomba fitondra feno herisetra sy habibiaba atao amin'ny olona miaina miankin-doha amin'ny zava-mahadomelina ao Rosia.

31/12/2011

Video Lahatsoratra
Okraina: Mampiasa Lahatsary Hisoloana Vava

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Koa satria ny ampahany amin'ny ezak'ireo mpiaro dia nikendry ny hamaha ny olana amin'ny fitohizana ny fitsaboana ORT, ireo Okrainiana mafàna fo miady ho fampihenàna ny fiantraikany ratsy dia namokatra lahatsary izay mampiseho amin'ny antsipirihany ny raharaha manodidina ity olana ity, milaza ny tantaran'ireo olona mijaly noho ny tsy fihetsehan'ireo manam-pahefàna amin'ny fitsaboana sy mitatitra mikasika ireo fahombiazana kely tamin'ity fandraisany anjara ity.

23/12/2011

Video Lahatsoratra
Okraina: Fampiasàna Lahatsary Mba Hampihenana ny Hevitra Mety Hitondra Fanimbàna

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Ireo mpanao hetsika avy ao amin'ny “Fikambanana Mpiaro ny fitsaboana Fanoloana eto Okraina” dia maka sary sy manoratra ireo tantara manokana momba ny fitsaboana ireo marary mba hampahafantarana fa ny...

09/10/2011

Okraina: Bilaogera Maneho Hevitra Momba Ny Fitànana Mafàna Fo Iray

Tohin'ny lahatsoratra Rising Voices

Tany amin'ny tapaky ny volana Aogositra tany, Nampikorontan-tsaina ireo bilaogera Okrainiana ny nisamborana an'i Irina Teplinskaya, ilay Rosiana mafàna fo amin'ny fampihenàna ny fiantraikan'ny zavamahadomelina, nampangaina ho mpanondrana an-tsokosoko zava-mahadomelina rehefa niverina avy nanaraka fitsaboana tany Okraina. Toa efa nafahana tany am-ponja i Irina ary nesorina daholo ireo vesatra rehatra nitànana azy.

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny