The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Rising Voices

RSS ho an i Rising Voices

Rising Voices

Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices , miaraka amin-ny Global Voices manampy manangana sy mampiroborobo ny fanapariaham-baovaon-olo-tsotra amin-ny toerana mbola tsy mahatakatra aterineto loatra. ·


2009-10-10

Abidjan Blog Camps: Ny atrikasa voalohany

Nikarakara ny fandaharam-pampiofanana ny fampitam-baovaon'olo-tsotra voalohany tamin'ity volana ity (septambra) ny Abidjan Blog Camps izay tetikasa vatsian'ny Rising Voices. Roger Kassé no manome fanampim-baovao momba ny atrikasa notontosaina ny 3 Septambra 2009: Noho ny fandraisana andraikitry ny sendikàn'ny mpanao gazety ao Côte d'Ivoire (UNJCI), sy ny niarahany niasa tamin'ny Fikambanana ...

2008-08-15

Fikirizan'ny mpitoraka blaogy iray hanampy an'i Baby Kamba

Raha miezaka ianao manaraka vaovao momba an'i Madagasikara, dia angamba mamaky matetika ny Madagascar Tribune. Ary raha nanao famandrihana ianao, dia namaky angamba vaovao nosoratan'i Herimanda R momba ny fandidiana tsy dia fanao ary vita soa aman-tsara nataon'ny departemantan'ny neorochirurgie teo amin'ny hopitaly Ravoahangy tamin'ny fahafolon'ny volana Jona. Herintaona i ...