Lahatsoratra notsongain-ny Global Voices Advocacy , miaraka amin-ny Global Voices, misahana ny fahafaha-miteny sy ny sivana antserasera izy ireto. ·
Tantara misongadina momba ny GV Advocacy
Pero: Fanohintohinana ny zon'olombelona sy ny fahalalàhana miteny
Nanomboka tamin’ny nandravàn’ny mpitandro filaminana ny barazy natsangan’ireo zanatany [indizena] mba hanoherana lalàna iray (DL 1090) izay eritreretin’izy ireo ho mandika ny zony amin’ny tany navelan'ny razany ny fandatsahan-drà tany amin’ny tanàna Perovianan’i Bagua . Tsy fahafatesana sivily tsy fantatra isa mazava ( 10 no isa ofisialy, nefa araka ny ...
2009-05-21
Shina: Manao asa tsy fankatoavana ireo moderatera any Yunnan
Mba hanaraha-maso ny famoahana (mpandika: sary, lahatsary, feo, soratra) an-tserasera sy ifehezana ny hevitry ny olona dia manome baiko sy toromarika ho an'ny mpandrindra (webmasters) sy ny moderatera isan'andro ny sampan'ny minisiteran'ny filazam-baovao sy fampielezan-kevitra mba hanasongadina karazam-baovao sy hevitra sasany sy hamafa kosa ny hafa any amin'ny dinika, vohikala ...




