Tantara mikasika ny Urdu tamin'ny Novambra, 2013
Niteraka Alahelo, Fahatezerana Ary Tahotra Ny Fahafatesan'ilay Lehiben'ny Talibana Pakistaney
Nitranga ny vono-olona andro mialohan'ny fandefasan'ny governemanta pakistaney ireo ekipa hanatontosa dinika ho amin'ny filaminana miaraka amin' ny antokon'i Mehsud, Tehrik-e-Taliban Pakistan (TTP)