Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Novambra, 2014
Boky Iray Vaovao Okrainiana Mitantara Ny Euromaidan Aminà Hafatra An-jatony Nalaina Tamin'ny Facebook
Boky iray vaovao, mirafitra manontolo avy amin'ireo hafatra 700 nalaina taty anaty Facebook, mikirakira ireo zava-nitranga tamin'ny hetsi-panoherana Euromaidan araka ny nandraketana sy nilazàn'ireo Okrainina mpampiasa Facebook azy ireny.