Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Jolay, 2011
Okraina: ny tantara ratsin'i Yula Tymoshenko
Nanomboka tamin'ny faran'ny volana jona teo tany Kiev renivohitra ny fitsarana ny praiminisitra taloha tany Okraina, Yula Tymoshenko, izay mpitarika ny hetsika vonimboasary, noho ny fanararaotam-pahefana. Araka ny nambaran'ny mpanao famotorana, nanampatra ny fahefany i Tymoshenko tamin'ny nanaovany sonia ny fifanarahana amin'ny mpamatsy gazy tany Rosia, ka ny vidiny nifanarahany tamin'ny praiminisitra...