· Febroary, 2010

Below are posts about citizen media in Ukrainian. Don't miss Global Voices по-українськи, where Global Voices posts are translated into Ukrainian! Read about our Lingua project to learn more about how Global Voices content is being translated into other languages.

Tantara mikasika ny Okrainiana tamin'ny Febroary, 2010

Okraina: “Raha toa moa ka orinasam-panjakana ny Google…”

  05 Febroary 2010

Manadrohadro ny asam-panjakana Okrainiana sy ny fahelany amin'ny asany amin'ny alalan'ny lahatsoratra etsy ambany (UKR; Nadikan'ny mpampiasa LJ grosman ho amin'ny teny rosiana ato izany) ny mpampiasa LJ (Live Journal) mipetraka any Lviv dali_bude raha manoratra hoe tahaka ny ahoana tokoa moa no hitranga amin'ny karoka Google raha toa ka...

Ireo pejinay momba an i Okrainiana

uk