Tantara mikasika ny Tiorka tamin'ny Oktobra, 2014
Tiorkia : Sekolin'ny Natiora , Mampahatsiahy Antsika Izay Adinontsika
Doğa Okulu, "Sekolin'ny natiora" any Tiorkia, dia endriky ny fiaraha-miasa eo amin'ny mpikatroka ao an-toerana, ny vondrona ary ny mpitantana ao an-toerana. Tao anatin'ny fito volana dia efa nampianatra zavatra be dia be ny sekoly.