Tantara mikasika ny Tiorka tamin'ny Jolay, 2012
Azerbaijan: Mirehitra Ny Foibe Ara-Kolontsaina Heydar Aliyev
Naharaisana tatitra ny hoe mirehitra ny Foibe ara-Kolotsaina Heydar Aliyev ao Baku, Azerbaijan. Ilay tranobe dia nosokafana tamin'ny May 2012 ary rafi-tranon'ilay mpanao maritrano metisy iraniana-britanika Zaha Hadid.