Tantara mikasika ny Tiorka tamin'ny Oktobra, 2011
Torkia: Ezaka Fifanampiana An-tSerasera Ho An'ny Tratran'ny Fihovitry ny Tany
Tratran'ny fihovitry ny tany lehibe mahatratra ny refy 7,2 ny alahady teo ny tany amin'ny faritra atsinanan'i Torkia. Fehezin'i Kubra ny sasantsasany amin'ny fifanampiana an-tserasera, manampy ny ezaka vonjy taitra sy mahaolombelona efa eny an-kianja.