Tantara mikasika ny Thailandey tamin'ny Aogositra, 2015
“Nahoana No Tian'ny Governemanta Hosimbàna Aminà Toby Famokarana Herinaratra Mandeha Amin'ny Arintany i Krabi ?”
Mandroso hevitra hanorenana toby ahodina amin'ny arintany ao Krabi ny governemanta mba hampitomboana ny famatsiana herinaratra ao an-toerana, nefa koa rahona mitatao hamotika ny fizahantany malaza sy ny tontolo iainana arovana ao izy io.