Tantara mikasika ny Thailandey tamin'ny Janoary, 2014
GV Face: Fampikatsoana An'i Bangkok Sy Làlana Irosoana
Anatin'ity fizaràna anatin'ny "GV Face" ity izahay dia miresaka amin'i Saksith Saiyasombut, Thai iray mitàna bilaogy pôlitika monina ao Alemaina, ary Aim Sinpeng, mpanoratray ao Thailand & Mong Palatino, lefitry ny mpamoaka lahatsoartra ao Azia.