Tantara mikasika ny Thailandey tamin'ny Jolay, 2012
Thailandy: Maty Tany Am-ponja Ilay Lahiantitra Voampanga Ho Naniratsira Fanjakàna
Notanana am-ponja nandritry ny 20 taona tao Thailand i Akong, lahiantitra iray 61 taona noho izy nandefa sms maro nambara ho naniratsira ny fianakavian'ny mpanjaka. Maty izy andro vitsivitsy taorian'izany. Nanakiana ny governemanta ny vondrona miaro ny zon'olombelona noho izy tsy nanaiky namotsotra an'i Akong izay voan'ny homamiadana.